Overview
About this application
Original description: no English translation was preserved.
Tsenako dia rindrambaiko afaka hanampy anao @ fanatanterahana ny tsenanao ,afaka manao raki-tsoratra ho an'ireo vatsy kasainao ho vidiana @ vanim-potoana iray ianao. @ alalan'io rindrambaiko io ihany koa dia afaka mamantatra ianao ny toeram-pivarotana akaiky anao indrindra ary koa afaka mijery @ sarin-tany ireo toearana sy ny dianao nandritra ny fiantsenanao farany.
